Fikarakarana Volo
Fikarakarana Volo
Fikarakarana Volo
Faly miarahaba antsika rehetra, tsapa tokoa fa ny volo dia anisan’ny singa iray manome endrika antsika
vehivavy ary rariny sy hitsiny raha ho liana amin’ny fikarakarana volo isika. Maro ihany koa no mametraka
fanontaniana ao amin’ny pejy RandraNa momba izany ka izany indrindra no anoratana ity boky ity mba
handravonana ny valinteny izay nomena ny tsirairay. Indro ary atolotra amp-pitiavana be ireo torohevitra rehetra
Raha misy mahaliana anao koa ao amin’ny pejintsika dia aza misalasala manontany. Ary ialana tsiny ety
amboalohany ny fisiany teny mifangaro, izany hoe malagasy sy frantsay mba hahamora ny fandraisantsika ny
torohevitra. Mankasitraka anareo nanjifa dia mirary soa antsika sahady mba hahita fahombiazana..
Fanaovana test de porosité
Fanalana angadrano
Tsara ho fantatra
Test de porosité
Tena zava-dehibe tokoa ny fahafantarana ny « porosité » ny volo mba hahafantarana ny « soins » mifanaraka
aminy. Miankina amin’io « porosité » io tokoa ny rehetra satria tsy hoe rehefa « produits » mety amin’ny volon’olona
hafa dia hety amin’ny anao koa. Toy izao ary ny fomba fanaovana azy :
Sasana madio tsara ny volo tsy mampiasa shampoing na produits hafa fa ataovy savony nosy raha azo atao. Avela
manongotra volo iray ary arotsaka anatin’io vera io ka ajanona ao mandritrin’ny 5 minitra farafahakeliny
Test de porosité
Izay ary ny mikasika ny « porosité » ka hojerentsika manaraka ireo « soins » mifanaraka aminy
Volo faible porosité
Tsara ho fantatra fa ny mikantona ny « écailles » na « cuticules » ho an’ny volo faible porosité ka sahirana
izy amin’ny fandraisana « produits » satria tsy tanteraka anatin’ny volo ny « produits » fa mijanona eo amin,ny
surface fotsiny
Zavatra atao :
Alohan’ny hanao soins/masques dia mila sokafana io écailles io, amin’ny alalan’ny hafanana, mba hahatafiditra ny
produits
Rehefa hanao soins dia volo mando no tsra anaovana azy izany hoe mandoana amin’ny rano mafana
Bain d’huile : Mila afanaina ny menaka alohan’ny hanosorana azy amin’ny volo ary fonosina sachets na bonnet
mba hitazona ny hafanana. Holazaina etsy ambany ny menaka mety amin’izany volo faible porosité izany
Volo faible porosité
Mila mampiasa champoing clarifiant izay manana PH<7 izany hoe tsy « acide » ny taharo ao anatiny
Ny masques ampiasaina :
• masques hydratants : Tantely, gel de lin, gel de gombo, Vahona, yaourt nature
Zavatra tandremana :
• Tsy mahazo manasa loha amin’ny rano mangatsiaka fa rano mafana ihany
Volo faible porosité
• Tsy azo atao ihany koa ny mapiasa menaka mavesatra toy ny kinana sy ny beurre de karité sns
• Tandremana ihany koa ny « excès de protéine » izany hoe fahabetsahan’ny protéine diso tafahoatra.
• Rehefa manao « soins » dia 75% « soins hydratant » ary 25% no « soins protéine »
Pépins de raisins
Amande douce
Huile de Jojoba
Amla
Macadamia
Huile d’Argan
Huile coco
Huile d’avocat
VOLO FORTE POROSITE
Tsara ho fantatra fa ny misokatra ny « écailles » na « cuticules » ho an’ny volo forte porosité ka mora miditra
ny « produits » fa tsy mitrazona firy, malemy ny volo ary mora maina kely
Zavatra atao :
Alohan’ny hanao soins/masques dia mila sokafana io écailles io, amin’ny alalan’ny hafanana, mba hahatafiditra ny
produits
Bain d’huile : Tsy mila afanaina ny menaka alohan’ny hanosorana azy amin’ny volo ary tsy azo fonosina sachets
na bonnet satria tsy mila hafanana izy. Menaka mavesatra no mety ambiny izay holazaina any ambany
Rehefa hanakobana volo farany dia tsara raha asiana vinaigre de cidre 2 sotro lehibe ny rano
Tsy mahazo manasa loha amin’ny rano mafana fa rano mangatsiaka ihany no ampiasaina
• Huile d’olive
• huile de moutarde
• Beurre de karité
Fanamboarana menaka mampitsiry volo
Zavatra ilaina :
Sakamalaho (gingembre)
Tongolo be ( Oignon )
Vitamine E
Fomba voalohany :
• voasana ny tongolo sy ny sakamalaho ary kikisana na mixer-na. Atao izay hahazoana ny ronony
Fanamboarana menaka mampitsiry volo
• Tetehina majinika kosa ny vahona tsy misy fetrany ny habetsakany fa ianao no mahalala izay mba mety hifandanja
• Alaina ilay menaka ary endasina ao ireo vahona ireo mandra-pahamendy azy. Mahazo loko somary « doré » izay
izy. Afo malefaka no ampiasaina ary esorina rehefa mendy dia tatavanina mba hahazoana ilay menaka
• Ny menaka azo avy eo dia afangaro amin’ilay ranon’ny tongolo sy sakamalao tetsy ambony
Fomba faharoa :
• Satria somary mahery fofona ilay ranon’ny tongolo sy sakamalaho dia izao indray no atao
• Maka menaka mifanaraka amin’ny volonao dia avy dia asiana vitamine E
Fomba fahatelo :
• Afaka atao fanaovana bain d’huile sy menaka fihosotra isan’andro ihany koa
Manalava volo amin’ny tongolo be
(oignon)
Maka tongolo be 4 na 6
Zavatra ilaina :
Fikarakarana azy :
Zavatra ilaina :
Ovy 1 na 2 lehibe
Fikarakarana azy :
• Kobanina avy eo
Zavatra ilaina :
Atody 1
Akondro 1
Labiera 125 ml
Fikarakarana azy :
• Ahosotra amin’ny hodi-doha maina tsara sy madio io maska io ary orima mandritra ny 5 minitra ny hodi-doha
• fanamarihana : Labiera tsy misy alikaola no ampiasaina izany hoe asiana siramamy ilay labiera vidiana eny
Zavatra ilaina :
• Totoina na rapé-na
• fihizana ny ranony
Zavatra ilaina :
Bain d’huile :
Ny bain d’huile dia « soin » atao amin’ny volo alohan’ny hanasa loha ( soin ore-po raha amin’ny teny
vahiny) izany hoe fanosorana menaka ny volo mba hitondra sakafo ho azy. Ny bain d’huile dia miaro ny volo
mba hanome sakafo ny volo, hanamfy ny tahombolo tsy ho mora tapatapaka, hampangirana ny volo ary
manalefaka azy.
Volo manao ahoana no atao bain d’huile ?
Ny volo maina lava, makina, vakivaky ary koa ireo volo simban’ny brushing, fer à lisser, loko. Tsy voatery
Zarazaina 6 na 8 ny volo
Small chop : Tapahina ilay volo saingy mbola tsy miala tanteraka ilay partie « défrisé » izany hoe esorina
tsikelikely
Pré-poo : soins atao alohan’ny hanasana loha. Mety ho bain d’huile izy io
Co wash : fanasana volo amin’ny « après champoin » izany hoe tsy mampiasa champoing eto
Sealling na scellage : Izy io dia natao mba hitazomana ny « hydratation » ny volo; Menaka no ampiasaina eto
wash and go : rehefa vita ny soins atao amin’ny volo dia atao « séchage à l’air libre »
Mankasitraka antsika rehetra nanjifa ity boky ity; raha misy fanontaniana dia aza misalasala mandefa hafatra
miafina ao amin’ny pejy facebook « RandraNa ». Ireo toro-hevitra rehetra ireo dia nalaina teo amin’ny tambazotran-