Aller au contenu

National Geographic Society

Avy amin'i Wikipedia
Sary sy soratra famantarana ny National Geographic Society

Ny National Geographic Society (na NGS), izay naorina tamin' ny 27 Janoary 1888, dia fikambanana ara-tsiansa sy ara-panabeazana tsy mitady tombontsoa ary manana foibe any Washington, D.C., Etazonia. Ny mahaliana azy dia ny jeôgrafia, ny arkeôlôjia, ny siansan' ny javaboary, ny fampiroboroboana ny tontolo iainana, ny fiarovana ny tantara ary ny fandalinana ny kolontsaina sy ny tantara eran-tany.

Ny foiben' ny National Geographic Society

Ny soratra sy sary famantarana ny National Geographic Society dia fefimerana mavo, izay hita eo amin' ny fonon' ny gazetiboky National Geographic.

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]