Kônsily tao Nikea
Apparence
Ny Kôsily tao Nikea na Kônsily tao Nisea dia ireo kônsily ekiomenika roa natao tao Nikea (na Nisea) tamin' ny taona 325 sy 787. Ireo kônsily ireo no kônsily voalohany sy fahafito teo amin' ny tantaran' ny Fiangonana kristianana, raha tsy isaina ny Kônsily tao Jerosalema izay notanterahin' ny Kristiana voalohany.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Kônsily tao Kônstantinôpôly (Kônsily voalohany sy Kônsily faharoa)
- Kônsily tao Efesôsy
- Kônsily tao Kalkedôna (na Kalsedoàna)