Aristôbolo II
Apparence
I Aristôbolo II dia mpanjakan' i Jodea (na Jodia) tao amin' ny fianakaviana hasmôneana, zanaka lahin' i Aleksandro Janeo sy Salôme Aleksandra. Nanongana ny rahalahiny Joany Hirkano II izy ary lasa mpanjakan' i Jodea tamin' ny taona 70 tal. J.K. ka i Hirkano II nataony mpisoronabe.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Bokin' ny Makabeo
- Ireo Hasmôneana nifandimby: Matatià - Jodasy Makabeo - Jônatàna Makabeo - Simôna Makabeo - Joany Hirkano I - Aristôbolo I - Aleksandro Janeo - Salôme Aleksandra - Joany Hirkano II - Aristôbolo II - Antigônôsy II Matatià