Ny Fanateram

Télécharger au format doc, pdf ou txt
Télécharger au format doc, pdf ou txt
Vous êtes sur la page 1sur 3

Ny fanateram-bodiondry

Fianakaviana maromaro kokoa noho ny tamin’ny fisehoana no manatrika ary tonga


hatramin’ny tapaka sy namana izay mandeha amin’ny isany raka ny fanasana.

Efa vonona anaty efitrano araka ny toerany ny havan’ny vavy vao ampandrosoana ny
havan’ny lahy.

Mifanatrika ny toeran’ny fianakaviana roa tonta ary eo anelanelany somary erỳ an-dohan’ny
toerana no mipetraka ny lahy ary misy seza banga ho an’ny vavy eo anilany.

Fizotry ny kabary vodiondry


Mitovy amin’ny ankapobeny ny drafitry ny kabary am-pifamofoaana fehizay sy ankehitriny, Ny foto-
pisainana raketiny no misy fiavahana araka ny fivoatry soa toavina noho ny fandrosoana.
Toy izao àry ny drafitry ny kabary am-panambadiana (ny “L” midika ho mpikabarin’ny tovolahy, ny
“V” midika ho mpikabarin’ny tovovavy)

Fanatsafana
- “L” : Manontany ny fahavoriana.
- “V” : Milaza fa ny mahatapaka no eo fa tsy ho vory avokoa izy rehetra, dia mitarika fanompoam-
pivavahana.

“L” Fangatahana
- Manao aza fady
- Milaza fa tsy tokony hiteny kanefa teren’ny adidy.
- Miala tsiny : manazava ny tsiny, manala izany amin’ny raiamandreny – zoky – mitovy saranga –
zandry – vehivavy ary milaza ny fomba hanalana ny tsiny.
- Manolotra ny hasina sy arahaba amin’Andriamanitra, amin’ny mpitondra fanjakana, ny
foloalindahy sy ny bekotromaroholatra, ny vahoaka Malagasy ary ny fianakavian’ny tovovavy.
- Milaza ny fangatahana ny tovovavy (tanisaina ny tetiharan’ny tovolahy sy ny tovovavy).

“V” Setrin’ny fangatahana


- Manao aza fady.
- Milaza fa tsy tokony hiteny kanefa teren’ny adidy.
- Miala tsiny : manantitra sy mameno ny efa voalaza.
- Manolotra ny hasina sy ny arahaba : manantitra sy mameno ny efa voalaza.
- Milaza ny valim-pangatahana : satry hanome kanefa angatahina aloha ny tokim-pitiavana.

“L” Tokim-pitiavan’ny tovolahy


- Milaza ny tena itiavan’ny tovolahy sy ny fianakaviany ny tovovavy sy ny fianakaviany.
- Milaza fa raha sanatria mifandona dia hanao adin’ankizy : miady maraina tsara hariva.

“V” Fanolorana ny tovovavy


- Misaotra noho ny tokim-pitiavana.
- Manolotra ny tovovavy ho tokantranon’ny tovolahy.
- Mangataka ny handatsahana ny vatofantsika na ny vodiondry.

“L” Fanolorana ny vodiondry


- Misaotra noho ny fanolorana ny tovovavy.
- Tantaran’ny vodiondry.
- Fanetren-tena milaza fa kely ny atolotra.
- Fanolorana ny solom-bodiondry amin’ny Mpikabarin’ny tovovavy.
- Fangatahana ny tovovavy mba hampandrosoina.

“V” Fampandrosoana ny tovovavy


- Misaotra noho ny solom-bodiondry.
- Milaza ny tsy hiadivarotra.
- Miangavy ny hitantana ny tovovavy mba hampandroso azy.
- Manao tatitra ny resaka vita amin’ny tovovavy.
- Mananatra ny tovovavy ( ny hendry ihany, hono, no anarina).
- Manolotra ny vodiondry amin’ny renin’ny tovovavy.

“L” Fanolorana amboaram-boninkazo sy peratra


- Manolotra amboaram-boninkazo.
- Manazava ny peratra.
- Mampitady ny peratra
- Mitarika ny fampidirana ny peratra
- Milaza ny fahavitan’ny anton-dia

“V” Famaranana ny kabary


- Misaotra noho ny amboaram--boninkazo sy ny peratra.
- Milaza ny fitohin’ny fandaharam-potoana.
- Mamarana amin’ny fanompoam-pivavahana.

Fehiny
Tsy ifarimbonana intsony ankehitriny ny fitenenana, iray ihany no miteny avy amin’ny lahy ary iray
hafa koa avy amin’ny vavy.
Ny fitarihana fanompoam-pivavahana no mety iangaviana olona hafa.
Azo atao ny mampiteny ireo mpifamofo amin’ny fotoana voafantina ho amin’izany : tokim-
pitiavana, fanekena fananarana, fanolorana peratra, sns.

Iarahantsika mandinika miandalana eto amin’ny ny antsipirian’ireo ambaratongan’ny drafitra ireo.


Les Accessoires de la mariée

Quel que soit le style de robe que vous aurez choisi, sachez que les accessoires sont primordiaux.

Le voile

Il donne toujours un effet solennel. Il peut être long de trois mètres, mi-long (jusqu'aux genoux) ou court (sur les épaules).
Avec la vendeuse ou votre couturière, faites des essais, bougez, gardez-le plus d'un quart d'heure pour tester l’aisance et le
confort de votre choix.

Les gants

Courts ou longs selon que vous avez des manches ou pas, ils devront être de la même couleur que votre robe. les gants.

Les chaussures

N’oubliez pas qu’il y a des professionnels de la chaussure qui peuvent vous les confectionner sur mesure dans le même tissu
que votre robe. Mais l’important c’est de les avoir très tôt pour pouvoir les porter de temps en temps afin de les briser avant
le jour J.

La lingerie

Aussi importante que la robe. (Vous devinez la suite….) car c’est le moment ou jamais de lui faire le grand jeu. Choisissez de
belles matières, fines et légères, pour que rien ne soit visible sous votre robe. Lors de vos essayages, pensez aussi au confort.
- les dessous c'est-à-dire la culotte et le soutien-gorge.
- le jupon. Certaines boutiques le fournissent en pack avec la robe ou il est directement cousu par la couturière
- le collant. Il sera de préférence de couleur chair et brillant mais porter un collant sous sa robe de mariée dépend du choix
de chacune et selon la saison

Le bouquet de la mariée

Selon la tradition, le futur époux le fait offrir la jour du mariage, par une parente ou une demoiselle d’honneur.
Pour l'harmonie toujours, les bouquets des petites filles d'honneur devront être assortis à celui de la mariée.

Les bijoux

Comme pour les autres accessoires, ils se choisissent suffisamment à l’avance. Essayez-les s’ils sont assortis à la robe.

Divers

- Le petit sac baluchon, pour mettre son mouchoir, ou pour mettre ses gants après la cérémonie
- Le parapluie, il dépend aussi du choix de la coiffure et du style de la robe.
- Le coussinnet porte bague sera en forme de cœur ou carré sur lequel les alliances sont attachées par un petit ruban.

Il n’est pas pratique de tout porter. Mais à chacune de choisir son style pour ne pas être embarrassée par un sac, un
parapluie en plus du bouquet et tenir le bras de son mari.

Tenez compte des conseils de votre habilleuse.

Vous aimerez peut-être aussi