WWW - Cnaps.mg: Fangatahana Volan-Jaza Demande D'Allocations Familiales
WWW - Cnaps.mg: Fangatahana Volan-Jaza Demande D'Allocations Familiales
WWW - Cnaps.mg: Fangatahana Volan-Jaza Demande D'Allocations Familiales
(C.Na.P.S) (Ho fenoin’ny mpikarama rehetra manan-janaka, velomina, tsy mbola mandray volan-jaza)
AMPEFILOHA – ANTANANARIVO
BP : 233 DEMANDE D’ALLOCATIONS FAMILIALES
Site web : www.cnaps.mg (A établir par tout travailleur salarié ayant d’enfant(s) à charge non allocataire)
N° C.I.N DU TRAVAILLEUR
N° C.I.N CONJOINT(E)
NY MAHAKASIKA NY MPIASA – INFORMATIONS SUR LE TRAVAILLEUR NY MAHAKASIKA NY VADIN’ ILAY MPIASA – INFORMATIONS SUR LE/LA CONJOINT(E) DU TRAVAILLEUR
Anarana
Nom :
Fanampin’anarana
Prénoms :
_____________________________________________
2] Ny fahazoana volan-jaza dia miankina amin’ny fanamarinana fa mpikambana nandritry ny enim-bolana tsy tapaka 2] L’ouverture du droit aux prestations familiales est subordonnée à la justification d’une activité professionnelle
tamin’ny Mpampiasa iray na maromaro ilay mpiasa(ho an’ny fambolena, araka ny fizaran-taona, asa mitohy nandritry salariée d’au moins six mois consécutifs chez un ou plusieurs Employeurs (pour les saisonniers agricoles, deux
ny efa-bolana indroa isan-taona). campagnes consécutives, de quatre mois chacune).
Izaho izay manao sonia eto ambany dia milaza sy miantoka ny fahamarinan’ireo filazana rehetra nataoko Je soussigné, certifie sur l’honneur la sincérité et l’exactitude des renseignements donnés et des pièces
sy ny taratasy rehetra miaraka amin’ity fangatahana ity. justificatives.
Iandreketako ny fampandrenesana haingana ny C.N.a.P.S izay zavatra rehetra mitranga, ka mety Je m’engage à prévenir immédiatement la C.N.a.P.S de tout fait de nature à modifier la présente
hampiova ity fangatahana ity. demande.
Ekeko fa fantatro tsara daholo ireo sazy mety hihatra raha manao hosoka na filazana tsy marina. Je déclare avoir pris connaissance des peines prévues en cas de fraudes ou de fausses déclarations.