Introduction Forex PDF
Introduction Forex PDF
Introduction Forex PDF
FOREX = echanges
FOREX trading = echanges en ligne , izany hoe takalo = fividianana sy fivarotana " paires des dévises " ;
tsy atao tsato-piso na hoe atao tsabo sivy akory ny mividy na mivarotra azy ireo fa mbola mandalo
analyses maro ... Misy karazany maro ny trading :
Forex , option binaires , cryptomonnaies , fa ny antsika eto FOREX na echange , izany hoe manao
échange no atao ; ôtrizay daholo moa no atao @ trading.
Izy io dia efa nisy efa ela be , angamba ataoko fa mahalala tsara ny crise de 1929 daholo tsika , t@
izany no nisy ny atao hoe " crise boursier " aterina any @ banque t@ izany ny manao échange ,
nanomboka ny 1995 kosa dia natao en ligne ny échange @ alalan'ny " courtier en ligne " tahakan'io FBS
io ohatra , ka ny courtier no manelanelana ny échange @ banque.
▶Misy ny atao hoe SPREAD ao @ courtier ka iny no angalàny tombony rehefa manao échange ianao.
Ohatra : 1,0000€ ny prix normal @ marché , ny prix ividiananao azy ao @ courtier nefa 1,0012€ ; @ izay
•SWAP
Ny SWAP indray dia rehefa manao position longue ( lava ) vao misy ary miankina @ taux d'échange ao @
marché ( tahàn'ny fifanankalozana ).
Ohatra : maka position ianao androany dia rahampitso vao férménao ny trade dia izay vao misy ny
SWAP.
Ny SWAP izany tsy azo calculéna fa miankina @ taux d'échanges @ paires de dévises nanaovana
trade.Ilay position resahiko etsy ambony io dia ilay position alainao hoe : BUY sa SELL / ACHETER ou
VENDRE na koa HIVIDY sa hivarotra.
Izay no atao hoe maka position , ary alohan'io maka position io dia mbola misy analyse atao fa ho
hitantsika eto ihany ny fomba fanaovana analyse.
Hohazavaiko kely ilay application MT4/MT5 sy ny zavatra important ao anatiny ( menu sy ireo zavatra
tsara ho fantatrao.
Sur android ity hitondrako azy ity MBA hampahazava kokoa ilay sary , fa mitovitovy ihany ny options-ny
na sur PC aza surtout android daholo no ampiasainao satria android rapide : Rehefa sokafana ilay
MT4/MT5 dia izao no mipoitra voalohany eo :
1-MENU PRINCIPAL
3-QUOTES
4-GRAPHIQUES
5-TRADE
5>> TRADE 6>> HISTORIQUE DE TRADE 7-8 tsy miasa ireo zavatra tsy ilaina.
Vao manokatra ilay MT4/MT5 nareo dia io no atao hoe compte demo ; izany hoe compte bouillon ,
tahaka ilay any ampianarana ihany io e , misy cahier de bouillon , misy cahier des exercices . Eto indray
trade brouillon sady fanaovana entranneinement.
Sokafana ilay application rehefa maha- installé azy rehefa avy na tsy haiko ,
Misy chifre ireny alohan'ilay soratra SPREAD ireny chifre reny : 20 , 12 , 15 , 50 etc...
¶Raha vao ambony be ilay chifre dia aleo tsy mi-trade @ ilay paires des dévises
satria lafo be izany ny échange,
▶Rehefa vitsy ny olona mi-trade @ ilay devises dia ambony be ⬆ ilay SPREAD ,
Izany hoe raha vao mahita paires des dévises izany ka + de 16 ilay SPREAD dia aleo tsy mi-trade fa
EURUSD , io no be mpitrade indrindra , mazava ho azy izany fa izy no ambany SPREAD indrindra.
Raha vao ambony be io SPREAD io dia na io courbe io aza tsy araka ny fandehany satria mifanety sy
mifangaro voraka ao de Zay no tsy i-tradena @ ireny.
✴✴Raha mpivarotra kosa no betsaka noho ny mpividy dia midina ny cours. Lalanan'ny offre et
demande (SPREAD) no mampiakatra na mampidina ny marche ( graphiques )
•PAIRES DES DEVISES :
¶Misy ny atao hoe dévises majeures , izay be mpi-trade :
EURUSD , GBPUSD , EURGPB , GBPJPY , USDJPY , USDCAD , AUDUSD , EURJPY. @ ankapobeny dia ireo no
be mpi-trade.
Hofaranako atreo angamba dia my fanontaniana afaka apetraka ato foana rehefaalalaka an , apetraho
izay tsy mazava sy tsy azo dia valiko eo foana rehefa mandalo aho .
Mazotoa ,
Hanazava monban'ny tendance na fironana za manomboka eto , izany hoe fironanan'ilay courbes na
graphiques :
⭐Rehefa TENDANCE NEUTRE : Dia tsy mi-trade !!!! Tsy maka position izany.
Inona ny atao hoe maka position : maka position BUY na SELL - VENDRE - ACHETER - HIVIDY -
HIVAROTRA
Inona no amidy na hovarotana ?
Clikena fotsiny eo @ izay paires des devises hakàna positions ( sady mijery spread ) :
Rehefa tonga eo de misafidy fotsiny enao hoe BUY sa SELL rehefa avy nijery
Zay fotsiny aloha no ataontsika manomboka eto , maka position de mijery SPREAD & TENDANCE TSARA.
Aza adino ny mijery : TENDANCE & SPREAD ; izay aloha ny exercise voalohany. Mitombo isan'andro ny
analyse @ fakàna io position io .
ilay lasa mena io avy eo , Rehefa mena ilay chiffre dia perte na mihena
balance fa mbola tsy perte definitive akory ,
Mazotoa ô
FERMER UNE POSITION ( Manakantona position )
Clikena le hoe close order dia avy clikena le close with ambany eo :
De clikena le soratra hoe close with ambany eo.
Ao @ io famantaranan ' ora Kely nofaritako io ahitana azy , clikéna eo de mahita an'ireto :
Na koa clikéna indray mandeha fotsiny eo @ 1 @ ireo courbes ireo de
ahitana azy koa : Miclik eo ampovoany ftsni zan.
Ny position rehetra izay fermenao na perte na gagnant de enregistrer ary @ menu historiques des trades :
☑M1 = 1 minute
☑M5 = 5 minutes
☑M15 = 15 minutes
☑M 30 = 30 minutes
☑H1 = 1 heure
☑H4 = 4 heures
☑D1 = 1 jour
☑MN = 1 mois
⭐⭐H1 no tena hijerevana azy fa M5 , M15 , M30 , H1 , D1 dia fanamafisana fotsiny hoe tena TENDANCE
...
Izany hoe , mifindrafindra ilay courbes saingy tsy ho araky ny maso izany fa actualiséna sy jerena matetika.
De tonga de kitikitiho ao ireo zavatra ireo rehefa misy fotoana, jereo tsara ilay tendance dia hamafiso dia
makà position .
De ezaho fermena Manuellement rehefa misy profit , rehefa hita miisy profit dia fermena manuellement.
✴✴✴MACD sur M1
Rehefa zooména na koa hoe agrandissena na alehibeazina ilay courbes na graphiques ireo de toy izao :
Eo @ ilay somary mifaingoka Kely hiakatra na hidina iny izany izy no maka position :
⭐⭐⭐MACD SUR M1 :
PROGRAMME DU FORMATION TRADING FOREX
✴ ✴Le SWAP
1- Menu principal
2- Ajouter de devise
3- Quote
4- Graphique
5- Trade
6- Historique de Trade
➡ Le compte demo
❇❇ ANALYSE TECHNIQUE
1- Tendance Baissière
2- Tendance Haussière
3- Neutre
✴ POSITION
▶ BUY (Acheter)
▶ SELL (Vendre)
✴ OUVRIR UN POSITION
✴ FERMER UN POSITION
✴ INTERVALLE DE TEMPS
✴ MONEY MANAGEMENT
1- LOT
2- TP
3- SL
4- PIPS
✴ BOUGIES ( Chandelier Japonais)
▶ Bougies noires
▶ Bougies Blanches
✴ DOJI
2- La libellule Doji
4- Doji a 4 prix
✴ SUPPORT ET RESISTANCE
MODEL DE CHANDELIER
▶ Model DIVERSION
a- Étoiles filent
b- Étoiles du soir
d- Perdu
i- Bougie Baissière
a- Marteau
b- Étoiles de matin
c- Marteau inversé
e- Ligne de Piercing
f- Harami Haussière
h- 3 soldat blanc
✴ Modèle de CONTINUATION
✴ CONTINUATION DE TENDANCE HAUSSIÈRE
▶ Upsid Gap
▶ Augmente 3 méthodes
▶ Lignes de réparation
▶ Tenir le tapes
▶ Downside Gap
▶ On neckline
▶ in Neckline
▶ The sting
✴ CORRECTION AUTOMATIQUE
✴ MODÈLE DE GRAPH
▶ Double top
▶ Rising Wedge
▶ Double Bottom
▶ Falling wedge
▶ Falling wedge
▶ Bullish pennant
▶ Bullish rectangle
▶ Rising wedge
▶ Bearish rectangle
▶ Bearish pennant
✴ MODÈLE DE GRAPH BILATÉRAUX
▶ Ascending triangle
▶ Decending triangle
▶ Symétrical triangle
❇❇ ANALYSE FONDAMENTALE
✴ TYPE DE TRADE
▶ Scrap
▶ Day trader
▶ Swing trader
▶ Position Trader
✴✴✴✴✴CONCLUSION ✴✴✴✴✴
Jereo tsara ilay logique dia diniho tsara ilay sary sy Legende.
✴✴✴STOCHASTIC sur M5 :
➕Rehefa mifanapaka na mihaona avy aty ambany ilay courbe dia tsy maintsy miakatra avy Eo ; rehefa
mifanapaka na mihaona avy any ambony indray dia midina foana.
Ireny nasiako Marika manga2 ireny ilay fifanapahana na fihaonana.
Dia diniho tsara fa presque ôtrzay daholo ny logique ao.
Sur M5 izay.
¶ *** Sady mijery courbes no manaraka indicateurs ( Courbes ilay farany ambony ; indicateurs ireo
ambaniny ireo )
De aza mijery spread firy ao @ io compte demo io fa tsy mitovy ny spread réel sy demo , demo ambony
spread kokoa.
________________
Azo alaina eo @ le mijery courbe ko ny position , izany hoe rehefa avy mijery SPREAD dia avy eo mijery
courbes dia tonga dia azo raisina ao le position mba tsy hahataraiky : eryii @ le + @ zorony ankavanana
Maitriseo tsara aloha fa manomboka miditra @ tena aina tsika rahampitso ( money management )
⭕MONEY MANAGEMENT⭕
Manomboka eto @ ity money management ity no tena aina koa mifantoha tsara.
• LOT ✔
• TP ✔
• SL ✔
✳✳✳LOT = RISQUE
io nofaritako mena2 ambony no atao hoe lot ( na volume ) aminy ; 0.01 ny minimum na farany ambany.
Izany hoe , arakaraky ny LOT raisinao eo am-pandraisana position no mahabetsaka ny GAIN na PERTE ho
1% foana
Fa asakasakao ihany io , izany hoe rehefa te hi-risque ianao dia afaka mampiakatra LOT , tandremo nefa
Rehefa maka position manomboka izao tonga dia hianaro manova io LOT io :
Tonga de eo io no ovaina
☑ TP - SL :
⏩ TP ankavananao
⏩ SL ankavianao
Ny fanontaniana mipetraka koa eto de hoe : ahoana indray ny fomba imodifiena ireo TP SL ireo ?
CLIKENA ILAY +
Zany hoe clikena aloha NY 1 de modifiena
Ireo 5 chiffres ireo , @ paires des devises hafa izy mety 4 , 3 , 2 ... ,
Toy izao ary NY fomba imodifiena azy : Rehefa avy miclik anlay + gauche ohatra
de tonga de modifiena iny ,
De eo tsika zao :
⭐Ra SELL ilay position :
TP : 0.15012
SL : 0.15212
Zay izy ra SELL ;
⭐Ra BUY ilay position :
De anesorana indray ilay SL , izany hoe -PIPS
Fa anampiana ilay TP , izany hoe +PIPS ; Ra raisina ohatra ihany io ambony io :
ahoana izany no hatao mb hanovana io lot io?d inona no tena asan'ilay lot
Ny fanova ny lot:
Rfa hanokatra position vao2 de misy mitovy amin'io sary. Mino aho fa efa mahay nanokatra position
vao2 daholo. De io nofaritana mena io no anovana azy.
io PIPS io ze tinao anaovana azy fa tsy azo atao akaiky kely ny SL , izay fotsiny no hialana.
Raha vao atao akaiky kely io de mora toucher , surtout hoe SL NY toucher de perte.
⭐Ra vao mandalo eo amle SL napetraka izany ilay cours dia perte enao.
⭐Ra vao mandalo eo @ ilay TP napetraka kosa gagnant enao.
Izany hoe , fermé izany ilay trade rehefa vôkasika NY iray @ REO TP SL REO.
Fermé automatique ; izay no maha money management azy e
Mila managena tsara ny fond fa tsy avela ho perte any fotsiny ... Zay no ametrahana SL satria stopena ny
perte , ohatra hoe mametaka position enao nefa avy eo natory.
io @ io sary faharoa ilay transaction no miainga , le chiffre lazaiko hiangana @ fanovàna le TP SL ian zany;
Enaro tsara zay de ikotrano tsara ... , enaro , makà position maro mtsy
Misy karazany 2 ny lokon'ny " chandelier " na " bougie " ao @ graphiques : MAINTY & FOTSY .
Rehefa agrandissena na alehibeazina io graphique principal io dia toy izao :
( pincéna @ ratsan-tanana 2 ny manalehibe azy dia sokafana mivoaka ; ampidirina kosa izy rehefa
•Ny bougie fohy kosa , mifanohitra @ izany , maneho sy manambara fa misy hetsika malemy na koa hoe
tsy dia misy transanctions firy ...
•Ny bougie tena kely vatana indrindra kosa no atao hoe " Doji " ( mbola hohazavaiko etsy ambany )
@ ankapobeny , dia neutre ny bougie kely vatana ( doji )
❇❇Na izany aza , raha miforona aorianan'ny bougie haussiéres lava vatana ny DOJI , dia midika izany
fa reraka ny mpividy ary mety hitsimbadika ny vidiny.
❇❇Raha miforona aorianan'ny bougies baissieres lava vatana kosa ny DOJI , dia midika izany fa reraka
✴•Doji à longue jambe ( Long legged doji ) : ✴• La libéllule Doji ( Dragon fly doji ) :
✴•La pierre tombale du doji ( Gravestone doji ) : ✴•Doji à 4 Prix ( Four price doji ) :
Dia fitsimbadihana tendances ho lasa baissier , izay miforona eny an-tampon'ny tendances haussières @
ankapobeny. ( Mifanohitra @ libéllule izany ).
Dia jereo ilay logique hoe : rehefa doji tahaka izao dia izao ...
Efa ireo ambony ireo ny fanazavana azy.
Aza adino ny mandray note fa very ianao satria mbola lava ny resaka...
Raha sendra miseho tampoka aorian'ilay bougie kely ôtrany marteau dia hisy fidinana lavalava :
Aza gaga nareo fa Tsy misy zavatra mihetsika Ao amin'ny Metatrader 5 /4 Manomboka amin’ny 12h
alina satria mitovy amin'ny orinasa rehetra ihany dia misokatra 24h/24 h et 5jours /7
ireto misy karazana bougie maromaro. Sarotra ny mifehy azy raha tsy
mandinika tsara satria mitovitovy izy ireo.
4- ETOILE FILENTE
1- MARTEAU na HAMMER
Ny Marteau dia bougie lava ny ombre ambany Mipetraka eo akaikin'ny Tendance baissier
Amin'ny ankapobeany rehefa misy Marteau eo akaikin'ny Tendance
baissier dia miakatra ny courbe (Mivadika Haussiere ny Tendance)
2- MARTEAU INVERSE
Ny Marteau inversé dia bougie lava ny ombre ambony Mipetraka eo akaikin'ny Tendance baissier
Amin'ny ankapobeany rehefa misy Marteau inversé eo akaikin'ny Tendance baissier dia miakatra ny
courbe (Mivadika Haussiere ny Tendance)
3- PENDU
Ny Pendu indray dia bougie lava ny ombre ambany Mipetraka eo akaikin'ny Tendance Haussiere
Amin'ny ankapobeany rehefa misy Pendu eo akaikin'ny Tendance Haussiere dia midina ny courbe
(Mivadika baissier ny Tendance)
4- ETOILE FILENTE
Ny ETOILE FILENTE kosa dia bougie lava ny ombre ambony Mipetraka eo akaikin'ny Tendance Haussiere
Amin'ny ankapobeany rehefa misy Pendu eo akaikin'ny Tendance Haussiere dia midina ny courbe
baissier ny Tendance)
(Mivadika
Ireo bougie ireo indray dia manambara fa : nanjaka ireo
mpividy/mpivarotra nandritry ny transactions , fa tsy maintsy
tafidina/tafiakatr' ireo mpivarotra/mpividy ny prix @ farany.
•BOUGIES AVEC DES LONGUES OMBRES SUPERIEURE ET INFERIEURE ET UN CORPS RÉEL DE PETITE TAILLE
Antsoina hoe " sommets tournants " na " SPINNING TOP " :
⭐Misy indécision na fisalasalàna eo @ marché @ io , izany hoe neutre eo. Miandry top vao maka position
MARUZUBU
⭐MARUZUBU ( Japonnais ) = " tête chauve " na " tête rasée " , izany hoe
bougie tsisy rambony mihintsy na ambony na ambany.
✳MARUZUBU HAUSSIER = Voafehin'ireo mpividy ny action des prix mandritry ny fotoana rehetra
✳MARUZUBU BAISSIER = Voafehin'ireo mpivarotra ny action des prix nandritry ny fotoana rehetra.
✴✴Raha misy MARUZUBU HAUSSIER miforona eo @ faran'ny TENDANCE HAUSSIERE , azo heverina ny
fitohizan'ilay tendance .
✴✴Raha misy MARUZUBU BAISSIER miforona eo @ faran'ny TENDANCE BAISSIERE , azo heverina ny
fitohizan'ilay tendance :
✴✴Raha misy MARUZUBU HAUSSIER miforona eny @ faran'ny TENDANCE BAISSIER , dia azo heverina
ny fitsimbadihana TENDANCE :
✳✳✳Na izany aza , satria tsy azo antoka tanteraka ireo hevitra ireo , dia tsara foana ny manamarina ny
ahiahinao amin'ny fijerena ny BOUGIE izay miseho aorian'ny Marubozu. Raha manamarina ny
faminanianao ny BOUGIE manaraka , aza misalasala mandroso amin'ny fahatokisanao ...
Bonsoir Daholo
Izay ny momban'ny BOUGIES tena important indrindra ao @ io graphiques io ; top , signals izany no
dikan'ilay BOUGIES eto. Any @ modèles d'inversion indray isika mahita BOUGIES hafa.
Mitombo ihany ny analyses techniques atreto ary averiko ihany fa very raha tsy mandray note satria
hitsimbadihan'ny " PRIX " ( PRIX ana paires des dévises ) @ niveau hafa...
⭐ SUPPORT ( Soutien ) :
• Ny support dia ambaratonga ambanin'ny " PRIX " izay efa miadana ny fidinan'ilay " PRIX na koa efa
hitsimbadika ny " PRIX " (Inversion d'un PRIX/TENDANCE pourquoi pas ) [Inversion Haussière]
• Any ambanin'ny tendance baissière no ahitana ny SUPPORT. Midika izany fa tena azo inoana tokoa ny
hiakaran'ilay " PRIX " eo @ niveau an' io SUPPORT io fa tsy ny handingànany na hamakiany ilay SUPPORT.
• Na izany aza anefa , raha toa ka midina mihoatra io SUPPORT io ilay PRIX , izany hoe dépassé-ny ilay
niveau , dia azo inoana tsara ny fitohizan'ilay fidinana mandrapahitan'ilay PRIX SUPPORT vaovao ( un
autre niveau de support ).
⭐ RESISTANCE :
• Ny RESISTANCE indray dia ambaratonga ambonin'ny " PRIX " izay efa miadana ny fiakaran'ilay " PRIX na
SUPPORT ambany ,
❄Io SUPPORT & RESISTANCE io izany dia efa signe ahafantarana koa ny lalan'ny MARCHE / PRIX /
GRAPHIQUES.
❄ Point d' entrée tsara & point de fermeture ihany koa izany ny RESISTANCE & SUPPORT.
Izany hoe , RESISTANCE point d'entrée rehefa haka position SELL - Point de
fermeture rehefa hifermé position BUY. SUPPORT point d'entrée rehefa
haka position BUY - Point de fermeture rehefa hifermé position SELL.
Misy RESISTANCE eryi ambony jereo tsara , dia misy chiffre encadreko maitso
io : ny dikan'io dia hoe misy RESISTANCE any aorianan'io
RESISTANCE io dia teo @ ilay chiffre ( PRIX ) encadrée no nijanona ilay prix fa tsy tafakatra intsony fa nidina.
De le SUPPORT 2 ambany ireo jereo tsara : le SUPPORT aty aloha no nifandona t@ ilay SUPPORT
aoriana io dia tsy vakiny ilay chiffre encadré dia niakatra ilay courbes avy eo.
Ilay RESISTANCE & SUPPORT izany de le BOUGIES ôtran'ny matsilo kely ambony ambany ireny ( LAVA
Ny fi-tracéna azy dia clikéna fotsiny ilay TRENDLINE na HORIZONTAL LINE dia raisina eo @ ilay support
farany ambany sy resistance farany ambony ; avy eo dia tarisina miakatra na midina ny ankihibe tanana ;
izany hoe tsy avototra fa appuyéna foana mandrapaha-tracé azy , azo afindra2 iny avy eo misy point
mipoitra eo rehefa miala ny tananao.
Ny antony iny ligne 2 iny dia MBA hirepéréna tsara ilay niveau de support & resistance ary koa
hireperena ilay Prix , mivoaka iny ilay courbes dia vakiny izay ny niveau ary andeha hitady niveau hafa iny.
Afaka tsy asiana iny ligne 2 iny koa raha mahay mijery tsara fotsiny hoe eto ny niveau de support na
resistance.
Karazana fijerevana support:
HIJERY ny mahakasika ny Modèle de Chandelier isika androany
MODELES D'INVERSION :
Ireto sary izay ho hitanareo etsy ambany etsy iretsy dia maneho tombontsoa lehibe fa ny " TENDANCE "
iray dia hiova lalana ( Une tendance change de direction ).
Ilaina ireo môdely ireo mba hitadiavana ny " points d'entrée possible " eo @ fanombohan'ny TENDANCE vaovao.
⭐Mariho fa @ " MODELES D'INVERSION " : Raha lava ny TENDANCE dia mafy koa ny signal. Raha mafy
ny TENDANCE , mafy ny signal. ( TENDANCE LONGUE => SIGNAL FORT , TENDANCE FORTE => SIGNAL FORT )
• Ny " MODELES D'INVERSION BAISSIERES " dia miseho any @ faran'ny TENDANCE HAUSSIERE.
a) ETOILE FILANTE ( Shooting Star ) :
Lava ny " OMBRE SUPERIEURE " ( Lava rambo ambony ) mirefy avo 2 heny ny vatany , kely ny vatan'ilay BOUGIE ,
Milaza fitsimbadihana TENDANCE foana io BOUGIES io na inona na inona
lokony , fa raha BAISSIERE ilay lokony , dia mafy kokoa ny SIGNAL.
⬇⬇⬇⬇⬇⬇⬇⬇⬇⬇⬇⬇⬇⬇⬇⬇
Arak'ilay efa nambara tary ambony ary
Mitovitovy @ ETOILE DU SOIR , fa ity modele ity SIGNAL PLUS FORT satria DOJI :
Mety ho SIGNAL fahataperàna TENDANCE HAUSSIERE . BOUGIE lava rambo ambany izay tsy
maintsy inndroa ny vatany ny halavàn'ilay rambo farafahakeliny. Mety ho BOUGIE HAUSSIERE na BAISSIERE ,
fa raha BAISSIERE , dia mafy kokoa ny SIGNAL. Mitaky confirmation na fanamafisàna fanampiny ( confirmation
supplémentaires ). Afaka mandray position SELL avy hatrany raha BOUGIE BAISSIERE no miforona sy
mikantona aorianany.
e ) MODELE ENGLOUTISSANT BAISSIER ( Bearish engulfing pattern ) : Signal tena mafy io :
g) CROIX HARAMI BAISSIERE ( Bearish harami cross ) Mitovitovy amle HARAMI teo ihany fa ito indray DOJI :
Ireo no karazana INVERSION BAISSIERE ireo , dia rehefa mijery azy dia
mitovitovy @ ireo ny fipetrak'ilay BOUGIES an , Jereo tsara.
Eo ami le mametraka support & resistance koa misy manahirana ahy hoe rehefa mipetraka ilay ligne de
aiza ny repaire hakana ilay position fa ny olana dia haiko ny mametraka ilay ligne fa tsy haiko hoe aiza
hoaiza aho zany no mandray position Andrasana hipoitra hoe feno va ny fepetra
ohatra Harami Baissière izany no nipoitra
Izany hoe rehefa fermena ilay bogie faharoa ka voamarina fa Harami Baissière tokoa lay izy dia aza
misalasala mandray position SELL
Marihiko eto fa raha hampiasa Indicateur Bougies dia H1 no miakatra ny intervalle de temps
Okok rehefa hametraka support sy resistance dia tonga dia ny Graph ao amin'ny H1 na H4.... No
ametrahana azy
Ny position dray afaka maka position ianao raha mahita Bougies inversion de tendance
Amin'ny ankapobeny dia mahatratra na manakaiky ny niveau de support et résistance foana nh courbe
Izany hoe mety tsy haharitra ela ilay inversion na tendance hitanao tamin'ny alàlan'ny Bougies teo
Hijery ny inversion Haussière isika
⭐INVERSION HAUSSIERE :
a) Marteau ( Hamer ) :
Tsy dia midika inona ny lokony fa raha haussiere dia mafy kokoa ny signal ( signal + fort )
√ Signal fort io
e ) Ligne de piercing : f) Harami haussier ( Bullish harami ) :
h) 3 soldats blancs (theree white soldiers ) : Très elévée ny fiablité an'io modèle io
Rehefa mijery azy dia toy izao mihintsy ny forme bougie sy ny fipetrany na inversion
haussiere izany na inversion baissiere
Ireto sisa ny modules dia vita ny lesona rehetra : MODELES DE CONTINUATION , CALENDRIER
ECONOMIQUES , MODELES DES GRAPHIQUES , PSYCHOLOGIES.
Aiza moa izany no hantsoina hoe cours hoe raha midina na miakatra,ilay ery ambony?
Voalohany. Ny atao hoe cours dia ny sandan'ny fifanakalozana. Izany dia hita tsika eo amin'ny Courbe
izay miendrika Bougies.
Ny swap indray dia Commission. Na koa hoe zana-bola.
Raha misy position mipetraka Maharitra ohatra hoe 1 jours de misy ny SWAP Mety ho négatif mety ho positif.
Bonsoir ,
⭐MODELES DE CONTINUATION :
Ny ankamaroan'ny karazana BOUGIES dia modeles inversions ( HAUSSIERE & BAISSIERE ) , nefa misy tendances
koa dia maneho fihatoana , izany hoe misy fotoana izany ny TENDANCE 1 mihato eo tsy
mihetsika ilay BOUGIES mety handalo neutre izany . Iretsy sary ambany
iretsy ( MODELES DE CONTINUATION ) dia manambara fa mbola mitohy ny
tendance 1 aorianan'ny fitoniana. Ilaina ireo môdely ireo mba hahitàna ny
points d'entrée possible , mba hanampiana ihany koa ny positions
efa nisokatra ( ohatra : tendance haussiere efa naka BUY enao
de mahita ilay MODELES DE CONTINUATION dia afaka manampy position )
Aorianan'ny BOUGIES fotsy 1 lehibe , dia misy banga kely dia avy
eo misy filaharana BOUGIES BAISSIERES KELY.
CORRECTION AUTOMATIQUE :
Tsy dia misy resaka lava be ny correction automatique ; raisintsika ohatra io sary
ambiny io ; mandeha ny TENDANCE BAISSIERE dia misy @ ireny bougie
haussiere manembatsembana ireny eny antenantenany eny , ary
mamitaka io correction automatique io somary mody manirotra miakatra
be tampoka izay izy raha baissière ilay tendance , manoritra midina kosa
raha haussière . Ny correction automatique tsy maintsy misy ; ilay bougie
somary lava ombre ireny izany ilay correction automatique ary misy karazany io : kely , ngeza , lava be antonony.
Ity modeles des graphiques dia anisan'ny " CLÉ " @ ity trading ity koa aza atao ambanin-javatra !
I - ) Modeles des graphiques d'inversion : Fiforonana " Graphiques " ( Courbes ) izay maneho fa ny "
TENDANCE " @ izao fotoana ( TENDANCE ACTUEL ) dia eo an-dalan'ny hiova lalana ...
Raha misy " modèles de graphiques d'inversion " miforona mandritry ny " TENDANCE HAUSSIERE " , dia
midika izany fa hitsimbadika ilay TENDANCE ary hidina tsy ho ela ny " PRIX '.
Mifanohitra @ izay , raha misy eny @ TENDANCE BAISSIERE no miforona ilay modèles.
▶ @ ity lesona ity dia " modèles de graphiques " 6 no atolotra anareo izay manambara " signaux d'inversion " :
Manomboka M15 , H1 , H4 , D1 , W1 => Ireo ny intervalles des temps tsara hijerena ny modeles des
graphiques ; Ataoko angamba fa miteny tsara ny sary momban'ny " points d'entrée possible , TP , SL "
Fafao ny 1 @ MACD & STOCHASTIC dia atambaro ho 1 mba mora hijerevana ilay modèles.
Dia mila mahay mijery tsara mihitsy satria averiko ihany fa io modèles des
graphiques io dia anisan'ny clé @ langage FX.
Tsy agrandissena ilay GRAPHIQUES rehefa mijery ilay modèles fa akelezina!
FALLING WEDGE :
BULLISH PENNANT : BULLISH RECTANGLE : BEARISH RECTANGLE :
BEARISH PENNANT :
Rehefa mahita modèles toy izao izany dia efa mieritreritra ireo cas 2 ireo ( hiakatra sa hidina ,miandry top ).
Ny BUY STOP dia tsy inona tsy akory fa " Ordre d'achat en attente " ( position d'achat miandry )
apetraka @ prix ambonin'ny marcher.
OHATRA :
Ny prix an'i EURUSD @ izao fotoana dia : 1.0495.
Ary ianao dia mihevitra hividy ny EURUSD raha toa ka mitombo ny prix ary mahatratra 1.0515.
@ izay fotoana izay dia mametraka BUY STOP ianao dia ny prix atao eo @ 1.0515.
Ny BUY LIMIT indray dia " Ordre d'achat en cours " apetraka @ prix ambanin'ny marcher.
OHATRA :
Ny SELL LIMIT dia tsy inona tsy akory fa " Ordre de vente en cours" apetraka @ prix ambonin'ny marché.
OHATRA :
Ny prix an'i EURUSD @ izao fotoana dia : 1.0495.
Ary ianao dia mihevitra hivarotra ny EURUSD raha toa ka mikatra ny prix ary mahatratra 1.0515.
@ izay fotoana izay dia mametraka SELL LIMIT dia ny prix atao eo @ 1.0515.
Ny SELL STOP dia tsy inona tsy akory fa " Ordre de vente en attente " apetraka @ prix ambanin'ny marché.
OHATRA :
Ny prix an'i EURUSD @ izao fotoana dia : 1.0495.
Ary ianao dia mihevitra hivarotra ny EURUSD raha toa ka midina ny prix ary mahatratra 1.0480
@ izay fotoana izay dia mametraka SELL STOP dia ny prix atao eo @ 1.0480
Rehefa mahita ilay modeles des graphique ohatra enao de apetraka iny eo amle we entrée , jereo tsara
ilay modeles de graphiques ireny
Izay hitantsika rehetra izay no atao hoe ANALYSES TECHNIQUES
___________________________________________
ANALYSES FONDAMENTALES ( CALENDRIER ECONOMIQUE )
Ity ny site fijerevana annonce & calendrier economique : https://www.forexfactory.com
Izy io dia filazàna annonce @ paires des devises mifanandrify izany , dia efa hita ao avokoa izay annonce
mety hisy.
io no site tena tsara indrindra satria tena milaza sy manambara izay annonce mety hitranga @ marché.
Tonga dia sokafy ilay site dia clikeo le heure eryii ambony dia ataovy mitovy ny heure eto Mada :
•Rehefa Vita izay dIA clikeo le calendrier dia hitanao ao daholo ny annonces mandritry ny herinandro .
+REHEFA MANOVA ILAY ORA DIA : GMT +3:0 Bagdad , io no mitovy @ ora eto Mada.
Ôtrzao ilay CALENDRIER rehefa misokatra :
Ora , fotoana efa lasa , actuel , ho avy ilay @ sisiny ankavia :
✴✴✴•Couleur JAUNE :
Afaka hi- tradena fa tsy dia misy impact ao @ marché io ; surtout hoe latsaky ny 3% ilay
chiffres atrangany (TAUX) . Fa @ ankapobeny dia tsisy effect eo @ marché io loko mavo io.
✳✳✳•Couleur ORANGE :
Matetika rehefa ilay misy événement ireny no misy io couleur io ( Fête Nationales , etc .... )
Rehefa alohan'ny hi-trade izany dia mila maka programme rehetra mandritràn' ny herinandro (5jours)
izay vao mi-trade , dia tsy mi-trade ao anatin'ireny be impact be ireny ( ROUGE❎ , ORANGE azo efisana )
satria misy mouvement enjana be ao anatin'ireny. Surtout hoe NEGATIF ilay annonce!
Ohatra :
Misy annonce @ 12 ora atoandro
USD ROUGE
@ 11:40 izany efa tsy tokony hisy position ouverte intsony @ paires des dévises ahitana USD
@ 12:20 vao afaka maka positions.
Raha vao misy position misokatra eo dia dia na io perte 1 maka , na io gangant 1 maka ( ra toa ka misy
forte volatilité).
Tsotra be satria ny Trader rehetra dia tsy maintsy manao an'izay fa tsy manao tsatopiso
tahaka ireny PMU ireny?
Tahaka izao @ sary izao ilay forte VOLATILITÉ sady rapide no tsy ampoizina :
Tonga dia amina PIPS maro mitsy ; ra tsy nametraka SL sy naka LOT ambony be tonga
dia FAILLITE total.
Teto izao nisy announce ROUGE : USD ROUGE.
¶ Ireto matetika ny announce (news) tena misy impact lehibe ao @ marché : NFP , FMOC , PIB sy PMI
Ohatra : 1 ny chiffre eo @ le AVANT , de 1,2 no vina²n'ny Trader Pro, de au moment anle annonce lasa
1,5 de positif zan le annonce.
Ilay chiffre AVANT sy ACTUEL no ampitahaina fa le vina² io ndray² mamitaka ( izay no maha-vina2 azy ).
Ny scalping dia position fohy ( quelques secondes , minutes ) , ny tanjona eto dia PIPS kely maromaro
isaky ny mametraka position mandritry ny tontolo andro
Ny DAY TRADING somary risqué kokoa satria mitaky BALANCE AMBONY sy analyses maro ... Position
apetraka ao fotsiny io rehefa avy nanao analyses tsara ( maraina fisokafàn'ny marché ) dia jerena rehefa
akaiky hikantona ny marché @ alina . Tsy dia mety amintsika eto io satria ny marché mikantona alina be
dia misokatra vao maraina be ( 23:59 <=>00:59 )
W1.
Ny POSITION TRADER dia ho an'ireo izay mametraka positions maharitra herinandro maro , volana ,
taona mihintsy aza . Mitaky analyses goavana sy balance goavana mazava ho azy. ( DECONSEILLÉ )
✳✳✳Na inona na inona STYLES DE TRADING mety sy safidinao , dia tsy maintsy azonao antoka hoe
mety sy mifanaraka tsara aminao sy ny fotoananao ilay STYLE.
✳✳✳ Ny miovaova STYLES DE TRADING matetika dia miteraka olana eo @ TRADE ataonao.
✳✳✳ Raha manao SCALPING ianao ohatra ka tsapanao nandritry ny herinandro hoe rapide sy
mandreraka loatra ilay izy dia malalaka tsara ianao mifidy STYLE hafa.
✳Fitiavam-bola tafahoatra
Ny " Trader Forex " dia olona mifantoka amin'ny vola. Manana fahatsàmpa-tena hahazo vola izy ireo ary
koa manolotra lanja lehibe ho an'ny fahombiazany ara-bola. Be dia be ny fomba fitondrany ny volany
araka izany. Saingy raha mitodika any amin'ny fahataitairàna , fisavorovoroana dia mety hiteraka
fahavoazana ( pertes ) ara-bola izy ireo. Tokony hianatra hifehy izay ho tokony ho tombobarotra ianao
( Bénéfices ). Raha tsy izany , ritra ny eo am-pelantanano.
Noho izany dia tokony hametraka " conditions " na fitsipi-pilehezana @ trading ataonao ianao mba tsy
hisian'izany zavatra izany.
✳Hafaliana ,
Tsy ilaina tompoko ny hafaliana rehefa mi-trade , izany hoe mihorakoraka na toy izany. Ohatra : naka
position SELL dia nidina be dia mihorakoraka dia manampy position ... Manampy position ihany sady
mampiakatra LOT ( Risque ) ; avy eo niakatra be tampoka ny PRIX , ny tiana ambara eto dia tsy mahazo
tamàna na koa hoe taman-komana be.
Ny fitsipika voalohany dia ny mametraka SRATEGIE / PLAN tsara ary koa ireo fitsipika fototra
momban'ny " MONEY MANAGEMENT ".
Manaraka " METHODE " voarafitra tsara. Miantehera @ izay mety ho " logique " fa tsy @ fahataitairana ,
satria ao anatin'ny fametrahana position @ fahataitairana , mety ho adinonao ny hanova LOT etc ... Mila
manana manana fihetseham-po milalao tsara ianao ary koa tsy mitebiteby ny @ izay ho vokatra farany.
Aza mandevina ny tenanao anaty fanenenana raha toa ka nitohy niakatra ihany ny PRIX/COURBES
taorianan'ny nanakantonanao / naha-touché ny TP t@ position BUY.
Tsy ho aiza tsy akory ny marché fa mbola hisy tombontsoa maro hahazoana vola.
Mizarà ianao mametraka hevitra hoe : hisy " pertes " ho avy.
Tsy misy " Trader " na 1 aza manerana izao tontolo izao tsisy " perte " mihintsy ny positions apetrany ka
hoe gagnant foana izy.
Fantaro fa tsy afaka ny hiverina any aoriana ianao ka hamerina haka indray iny position iny. Raha nisy
position perte , karohy ny lesoka , aza mieritreritra hoe tsy maintsy récuperenao iny position perte iny.
Ekeo ny " perte " ary mirosoa !
Ny tanjonao dia tsy hiady @ marché na hamaly faty ny marché akory , fa hahazo vola @ FOREX.
Raha tsy nieritreritra ny tenanao ianao fa hahazo tombony be dia be tsy ho ela , dia hiaro ny tenanao
amin'ny fahadisoam-panantenana tsy mendrika ianao ary afaka mifantoka amin'ny tanjonao.
Alamino ny rarin-tsainao ( stress ). Manaova fialantsasatra ary afantohy amin'ny zavatra hafa ny sainao :
fanatanjahan-tena na mandehandeha , misakafo tsara , miaraka amin'ny fianakavianao sy ny namanao.
Izany dia hanampy anao hiala sasatra sy hanana hery bebe kokoa amin'ny TRADING.
Raha fintinina , ny zavatra tsy azo atao rehefa mi-trade : MITEBITEBY , MATAHOTRA , TAITAITRA ,
MIHORAKORAKA .
Tsy azo mihintsy ny mi-trade raha manana olana ianao ... , nisy zavatra nanorisory anao tany ho any tsy
haiko ... Esory any aloha izany satria miteraka olana be eo @ trade ataonao izany ...