Eoklida
Apparence
I Eoklida (amin'ny fiteny grika taloha : Εὐκλείδης, Eoklidan'i Aleksandria) izay niaina tamin'ny taonjato fahatelo talohan'i JK, dia mpanao matematika grika taloha izay lazaina fa rain'ny jeômetria ary izay malaza amin'ny algôritma noforoniny.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango](lahatsoratra mety ilaina foronina ihany koa ho fanampin'ity lahatsoratra ity)