Tendrontany Atsimo
Ny Tendrontany Atsimo dia ny teboka farany atsimo indrindra eto amin'ny Tany, izay mifanohitra amin'ny Tendrontany Avaratra. Ao amin'ny kôntinenta Antarktika no misy azy. Io no teboka ihaonan' ny laharan-jara hasina rehetra any atsimo indrindra.