Toro Lalana
Toro Lalana
Toro Lalana
DRH/DOpRHRS
TOROLALANA
Alohan’ny hiaingana :
Aterina aty amin’ny DRH/Porte 215 ny :
- OM original + photocopie OM recto-verso
- Pièce pour règlement originale. Atokana ny indemnité, atokana ny frais,
isan’olona.
- Etat récapitulatif signé original. Atambatra isaky ny fomba handoavana (mobile
money, banky)
Alefa amin’ny alalan’ny mailaka support-oprh ny :
- Etat récapitulatif non signé (fichier excel)
Mandritra ny irak’asa :
Ny Tompon’andraikitra any amin’ny Faritra na ny toerana hanatanterahana ny
irak’asa no miandraikitra ny :
- Famenoana ny pièce pour règlement
- Fanoratana ao ambadiky ny OM ny « montant indemnité sy frais ».
- Famenoana ny « état récapitulatif »
- Fandefasana amin’ny alalan’ny mailaka support-oprh ny :
- OM recto-verso (version scannée)
- Pièce pour règlement signée (version scannée)
- Etat récapitulatif signé (version scannée)
- Etat récapitulatif non signé (fichier excel)
- Famenoana sy fanaovana sonia ny faritra voatokana ho an’ny fanalavam-potoana
na « prolongation »
Aorian’ny irak’asa :
Fenoina ara-dalàna ny faritra misy ny « Arrivée » ary soniavin’ny Lehibe.
Fenoina ny pièce pour règlement raha toa ka misy frais taxi-brousse sy frais taxi-ville
tokony honerana.
Tsy mameno état récapitulatif.
Hamarinin’ny mpamita iraka izay rehetra voasoratra ao amin’ny OM sy ny pièce pour
règlement : montant indemnité, frais, indrindra ny nomerao mobile money na ny
compte bancaire (23 chiffres)
Aterina aty amin’ny DRH/Porte 215 ny :
- OM original
- Rapport de mission
- Pièce pour règlement + billet taxi-brousse / Facture taxi-ville (raha
remboursement) ka ny saran-dàlana « lite » na « économique » ihany no
honerana na dia mandeha « prémium sy VIP » aza
- Billet taxi-brousse, ticket passage bacc hanamarinana ny vola frais de transport
efa voaray ho an’ireo izay efa nanao Bon pour frais de transport alohan’ny
nihaingana.
Fanamarihana :
Tsy tokony hisy hosokosoka ny OM sy ny Pièce pour règlement ary ny état
récapitulatif.
Tokony hisy ny sonian’ny ambaratonga.
Apetaka mazava tsara ao amin’ny pièce pour règlement sy ny état récapitulatif ny
nomeraon’ny OM.
Tokony asiana « Référence » ny état
Tsy tokony asiana « décompte » ao amin’ny état récapitulatif sy ny pièce pour
règlement
Tsy maintsy soratana mazava tsara ny « date de départ réel » sy ny ora raha toa ka
misy fiovana
25% ihany no avansy omena am-pihaingana.
Tsy maintsy ajanona ny indemnité mifanaraka amin’ny andro farany.
Tsy maintsy soratana ao ambadiky ny OM eo amin’ny faritra voatokana ho an’izany
ny avansy sy ny frais.
Raha toa ka foana ilay irak’asa na tsy maintsy niverina mialohan’ny fe-potoana
voatondro kanefa efa nahavoaray ny vola, dia tsy maintsy averina manontolo ny vola
voaray sy ny vola mihoatra. Ny tsy famerenana izany dia mitarika avy hatrany ny
fanapahana amin’ny karama.
Arakaraka ny site (A na B) no hanaovana ny fikajiana ka ny isan’ny andro
handalovana na hipetrahana ao amin’ilay toerana no raisina.
Ezahina ny tsy handehanana amin’ny alina raha toa ka fiaran’ny Orinasa no
ampiasaina.
Tsy maintsy tombohan’ny tomponandraikitra (JIRAMA / Ben’ny Tanàna / Chef
Fokontany) amin’ny toerana tsy maintsy nijanona raha sanatria misy « panne » eny
an-dàlana.
Etat récapitulatif :
Fenoina ara-dalàna ny « Référence, Nature, Motif »
Direction : Direction misy an’ilay mpamita iraka (missionnaire) fa tsy ny Direction
hanaovana iraka.
Site : Toerana hiasan’ilay mpamita iraka fa tsy ny toerana hanaovany iraka
Ohatra : Direction : Toamasina, Site : Fénérive Est mamita iraka aty Antananarivo
Tsy maintsy fenoina ny colonne Numéro LOT – DOC Matselaka
Compte comptable :
Indemnité : 625200
Frais de transport (taxi-brousse, taxi-ville, bateau, bac) : 625110
Pièce pour règlement :
CODE TIERS : Service/Matricule
N° Pièce : N° OM
CLE GL :
Indemnité : S19
Frais de transport : FBL